14 réflexions sur “ ROBOTIQUE  ! ”

    1. Saika mba hanangana ohatran ilay fanaovana sikotra io. Mba misy piecen ireo ve azafady atramin ny vis sans fin. Dia ahoana ny fanaovana commands 4axe no tadiaviko

    2. salama tompoko o! ra mis zvt tina o vidina kay eo amle site tsenaexpress.com d aona no mety fandeany! d ra alaina directe leiz d aiza no ahitana azy, na numéro azo iantsona anle agence? misaotra mialoha

  1. salama ô!
    za te hampiasa io led de puissance 3w io (na le 1wX3).fir kay n tensions d’alimentation an’io fà n source-ko ato zao d 5v continue, ts haïku mety v?misaotra mialoa.

    1. salama
      efa nasiako blog kely momba ilay led 3 w ao , fa ity ny fiche technique

      Forward Voltage:3.5V – 4.0V
      Angle: 110 deg
      Luminus Flux (lm):160 – 200
      Colour Temp 6000K – 7000K

  2. misaotra anareo nitondra ny arduino eto amintsika
    efa amam bolana maro aho zaho no nitady mpivarotra an’io piece electronique io (fan robotique aho mantsy) efa nanao conception ihany aho à partir na piece hafa saingy limite ihany ny zavatra vitako

  3. Miarahaba Tompoko! Manana olana izahay amin’ny fandefasana module wifi esp8266 amin’ny arduino nano fa tsy mety programena ilay fitaovana(tsy hitan’ny solosaina). Mba mila soso-kevitra. Misaotra mialoha.

    1. Salama,
      Mialatsiny fa zao vao afaka miconnecte amin ilay blog zah, dia izao vao hitako ilay message,
      efa nandeh ve ilay module ESP8266 nareo,?
      Io module io izany dia module 3,3V fa tsy 5 V koa raha hampiasa azy @ Arduino nareo dia mila alimentena 3,3V ny Arduino nanoclone na alimentenareo ivelany mihintsy ilay izy 3,3V.
      Misaotra Tompoko
      Azafady any @ facebook aloha manoratra dia amin izay tonga dia voavaliko haingana ny fanontaniana Azafady

  4. Salama,
    Azafady ba afaka manotany hoe : ba atao ahona ny fampiasana ny Arduino nano clone fa tsy mety hitany logiciel Arduino le izy, efa nanao « installation pilote » fa bola tsy mande.
    Misaotra mialoha.
    Christino

    1. Salama

      Ny fomba fampiasana ny arduino nano clone dia :
      Arduino clone avec USB : mila miinstaller ilay driver USB CH340G ianao am in ity lien ity mety
      http://www.arduined.eu/ch340g-converter-windows-7-driver…/

      raha Arduino nano clone tsy misy USB dia mila mampiasa convertisseur USB TTL misy DTR ianao,
      ao aminay misy an io dia mila connectenao ny Pin: TX, RX, GND, DTR ,VCC io ilay USB converter sy ilay arduino.
      raha ilay ao aminay no convertisseur ampiasaina dia ny prix 125.000 ilay convertisseur .tsy mila mampiasa driver tonga dia mandeha.

      Mazotoa eh,

Répondre à robotique Annuler la réponse.

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <s> <strike> <strong>